|
|
|
|

Entrée1  fitetehana
Radical  2 tetika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo
5 Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady
6 Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1]
Explications en français  7 débitage [1.13]
Exemples  8  Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270#]
Tous les mots composés  9  5 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/17