Entrée fitetika (tetika)
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika
¶ Azo tetehina [Rajemisa 1985]

Entrée fitetika
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] grand couteau ; bêche. [David 1952 (takila T)]
Synonymes   fitetiky

2017/03/10