Entrée fitiavana (tia)
Partie du discours nom
Définition malgache Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise love, affection, liking [Hallanger 1973]
Définition française amour, affection [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 

2009/02/23