|
|
|
|

Entrée1  fitodiana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tody
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [1.1] Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo
Explications en anglais  8  [1.7] a harbor; an airport
Explications en français  9  [1.8] port, havre; aéroport
Exemples  10  [2.499#] Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona.
11  [2.366#] Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana.
Vocabulaire  12  Navigation
Synonymes  13  fiantsonana, seranana

Mis à jour le 2025/08/10