|
|
|
|

Entrée (1/2)1 seranana
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo
Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina [1.1]
Explications en anglais  4 a port of entry [1.7]
Explications en français  5 port d'entrée [1.8]
Exemples  6 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo. [2.508#]
7 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#]
Morphologie 
8 Simple :
9 Préfixée :
Synonymes  10fiantsonana, fitodiana
Tous les mots composés  112 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)12 seranana
Radical  13serana
Partie du discours  14 verbe passif
Explications en malgache  15 Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona
Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1]
Explications en français  16 Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure
( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona [1.3#599]
Morphologie 
17 Présent :
18 Passé :
19 Futur :
20 Impératif :
Synonymes  21seranina

Anagrammes  22 Sennaara, 23 seranana

Mis à jour le 2025/10/08