Entrée fitokana (toka)
Partie du discours nom
Définition malgache Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao [Rajemisa 1985]

Entrée fitokana (tokana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31