| Entrée | 1 tokana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo [1.1] |
| Explications en anglais |
4 alone, single [1.7] |
| Explications en français |
5 seul, solitaire [1.8] |
| Exemples |
6 Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra.
[2.324]
7 Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470] 8 Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 27 fotsiny, 28 honjohonjo, 29 irery, 30 singana |
| Tous les mots composés | 3185 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 32 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 33 antoka, 34 kantao, 35 katona, 36 kotana, 37 takona, 38 tanako, 39 tokana, 40 tonàka, tonaka |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|