| Entrée | 1 fitokanan-trano | 
| Mots élémentaires | 2 fitokanana, 3 trano | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny [1.1] | 
| Exemples | 6   Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana
[2.649#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |