|
|
|
|

Entrée1  fitokanana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tokana
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana
Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra.
Explications en anglais  7  [1.7] isolation; a being apart; an act of consecration or dedication:
Explications en français  8  [1.8] isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana
Exemples  9  [2.59#] tsy dia ny fitokanana ny trano fiangonana ao an-tanin drazana hiany no nahatongavako;
10  [2.472#] Amin' ny trano kely toy izany, tsy misy loatra ny tena fitokanana, ka izay natao saika nifankahitana avokoa.

Anagrammes  11  fikatonana, fikotanana, fitakonana, fitokanana, nafantokay, tafaonkina

Mis à jour le 2025/08/10