Entrée fitondraka (tondraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ
Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay! [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20