Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [Rajemisa 1985]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [Rajemisa 1985]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Définition malgache Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [Rajemisa 1985]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an accusation [Hallanger 1973]
Définition française celui qu'on peut accuser auprès des juges [Abinal 1888]
 accusation [Hallanger 1974]

2009/10/27