Entrée fitory (tory)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra [Rajemisa 1985]

Entrée fitory (tory)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo torina [Rajemisa 1985]

2009/02/23