Entrée fitovoana (tovo)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny tsy fananam-bady, fananotena: Ny fitovoana no amaran' ny pretra sy ny relijiozy amin' ny fivavahana katolika [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31