Entrée tovo
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] olona tsy manambady [Rakotosaona 1972]
   Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   unmarried [Hallanger 1973]
Définition française   célibataire [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée tovo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Citations  

Entrée tovo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] hasoa, hatsaran-tarehy [Rakotosaona 1972]

2012/10/01