|
|
|
|

Entrée1  fitsaharana
Radical  2 tsahatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha
5 Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [1.1]
Explications en anglais  6 a pause, rest [1.7]
Explications en français  7 pause, repos [1.8]
Exemples  8  Ny alahady no fotoana mba fitsaharana. [2.472#]
9  Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha. [2.895#]
Article  10 Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  11 fitsaharana, 12 tsarafanahy, tsara fanahy

Mis à jour le 2025/11/17