|
|
|
|

Entrée1  fitsaikonana
Radical  2 tsaikona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana. [1.1]

Anagrammes  5 fitakosinana, 6 fitsaikonana

Mis à jour le 2025/09/12