Entrée | 1 tsaikona |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra. |
Explications en français |
11 [1.3#749] petit trot pas de marche un peu précipité des porteurs |
Exemples |
12 [2.643#] Ny tsaikona dia hazakaza-madinika. 13 [2.356#] Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. |
Anagrammes | 14 akotsany, anatsiko, antsaiko, antsakio, antsioka, asintako, atakosin, atankosi, atsaikon, atsakony, atsikano, iantsako, itsakoan, kotsaina, kotsanay, naotsika, natakosi, natosika, natsaiko, natsiako, natsikao, natsokay, nitosaka, nitsakoa, nitsaoka, nitsoaka, notsaika, takosina, tsaikona, tsakoina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |