|
|
|
|

Entrée1  fitsara
Radical  2 tsara
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety
5 Azo tsaraina [1.1]
Exemples  6  Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996#]
Tous les mots composés  7 fitsara-mizana

Anagrammes  8 faratsy, 9 fa-tsira, 10 fitsara, 11 safitra

Mis à jour le 2025/11/09