|
|
|
|

Entrée1  fitsarapahana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tsarapaka
Explications en malgache  4  [1.1] Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty

Mis à jour le 2025/07/29