Entrée tsarapaka (tsapaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana [Rajemisa 1985]
Définition française action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans [Abinal 1888]
Dérivations 

2014/10/07