Entrée fitsarapaka (tsarapaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona mitsarapaka, izany hoe mianjera na mibolisatra tampoka ao anaty lavaka na fandrika [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05