Entrée fitsipika (tsipika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako
¶ Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin' itỳ sekoly itỳ
¶ Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondran-tenany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a principle, a rule or regulation [Hallanger 1973]
Définition française règle; règlement; principe [Hallanger 1974]
Définition française règle, règlement
¶ fitsipika anaty: règlement intérieur
¶ fitsipika fototra: règle principale
¶ fitsipika mifehy ny soma: règles du jeu. [Vocabulaire: Jeu]
¶ fitsipika teknika hentitra: règle technique stricte
¶ fitsipika voateti-drefy: règle graduée
¶ fitsipiky ny famintinana: règle de la contraction, du résumé
¶ fitsipiky ny fandravonana: règle de la synthèse
¶ fitsipiky ny fiharihariana: règle de l'évidence
¶ fitsipiky ny teny: grammaire. [Vocabulaire: Linguistique]
¶ fitsipiky ny fitsekerana: règle de l'analyse [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Fitsipika telo no narahin'ny mpanoratra amin' ity boky ity; [Rakotozafy: Ratsimba]
2Avoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika ny fitsipika anatiny. [Fanjakana: Lalam-panorenana]

2017/07/27