|
|
|
|

Entrée (1/6)1 tsipika
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny. [1.1]
Explications en anglais  4a straight line; a ruler. [1.7]
Explications en français  5trait, ligne. [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
6tiret. [1.5]
7barre. [1.13]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés  1143 combinaisons de ce mot

Entrée (2/6)12 tsika
Partie du discours  13 nom
Explications en malgache  14Tontam-boalavo.
15Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany. [1.1]
16fandri-borona mipika rehefa mahavoa. [Sihanaka] [1.78]
Explications en français  17arc.
18ratière à ressort.
19morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu. [1.3]
Exemples  20 Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
21 Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996]
Tous les mots composés  22reny tsipìka
Article  23Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Entrée (3/6)24 tsipika
Partie du discours  25 nom
Explications en malgache  26Fifindrana mandingana na mitsambikina. [1.1]
Explications en français  27saut. [1.3, 1.5, 1.196]
28éclat. [1.3, 1.5]
29sautillement. [1.3, 1.196]
30éclaboussure. [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Adjectifs :
Tous les mots composés  34tsipi-drora

Entrée (4/6)35 tsipika
Partie du discours  36 adjectif
Explications en malgache  37Feno hipoka, tsepoka, jibika. [1.1]
Explications en français  38plein, comble. [1.3]
Synonymes  39jibika

Entrée (5/6)40 tsipika
Partie du discours  41 nom
Explications en français  42(allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae).. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  43 Botanique
Nom scientifique 

Entrée (6/6)44 Tsipika
Partie du discours  45 nom propre (établissement) [Liste complète]
Vocabulaire  46 Maisons d'édition, journaux
Catalogue Madagascar 
47Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
48Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
49Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
50Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
51Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
52Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
53Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
54Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
55Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000

Anagrammes  56 pakitsy, 57 pitsika, 58 tsipìka, tsipika, Tsipika

Mis à jour le 2025/11/06