Entrée fitsofana (tsoka)
Partie du discours nom
Définition malgache Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao
¶ Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo
¶ Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona [Rajemisa 1985]

Entrée fitsofana (fitsoka)
Partie du discours nom
Définition malgache  fitsohana [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

2009/02/23