| Entrée (1/2) | 1 fitsoka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara [1.1] |
| Explications en anglais |
4 In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely. [1.2] |
| Explications en français |
5 action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement [1.3#169] |
| Dérivés |
|
| Entrée (2/2) | 19 fitsoka |
| Radical | 20 tsoka |
| Partie du discours | 21 nom |
| Explications en malgache |
22 Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany [1.1] |
| Explications en anglais |
23 whistling in a jocular manner [Provincial]
[1.2] |
| Exemples |
24 Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra;
[2.643]
|
| Anagrammes | 25 fikatso, 26 fitsako, 27 fitsoka, 28 fokatsy, 29 kafotsy, 30 tsakofy |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|