| Entrée | 1 fivavahana |
| Radical | 2 vavaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy
5 Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo 6 Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po [1.1] |
| Explications en anglais |
7 worship; religion
[1.7] |
| Explications en français |
8 religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe
[1.8] |
| Exemples |
9 Ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny razana;
[1.436#]
10 ny amin' ny fivavahana, samy manao ny fanaony; [2.366#] |
| Tous les mots composés | 11 fanompoam-pivavahana amin' ny razana |
| Article | 12 Randzavola: fivavahana ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|