|
|
|
|

Entrée1  vavaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra:
4 Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1]
Explications en anglais  5 prayer [1.7]
Explications en français  6 le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3#820]
7 prière; voeu, bénédiction [1.8]
Exemples  8  Narahany vavaka ny fandevenana ireny [2.245#34]
9  Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285#49]
10  vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720]
11  Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4#115]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  23  4 combinaisons de ce mot
Article  24 Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana)

Mis à jour le 2025/11/17