|
|
|
|

Entrée1  fivikivikiana
Radical  2 vikiviky
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena [1.1]
Synonymes  5 fivikiviky

Mis à jour le 2025/09/12