| Entrée | 1 fivikiviky |
| Radical | 2 vikiviky |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana
5 Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena [1.1] |
| Synonymes | 6 fivikivikiana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|