| Entrée | 1 fizihirana |
| Radical | 2 zihitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|