Entrée zihitra
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra
¶ Toetran' ny olona mihenahena tsy miteny [Rajemisa 1985]
Traduction française gonflement [Marre: Grammaire]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31