| Entrée | 1 fizokiana |
| Radical | 2 zoky |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Tombin' ny maha-zoky [1.1] |
| Exemples |
5 Izato no toetra ka mba miady fizokiana!
[2.69#]
6 Ireo no tompon' ny fizokiana sy ny zo aman' adidy momba izany. [2.508#] |
| Synonymes | 7 fahazokiana |
| Article | 8 Randzavola: fizokiana ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 9 fikizoana, 10 fikoizana, 11 fizokiana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|