Entrée |
zoky
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana ¶ be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo ¶ tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | an elder brother or sister; a senior [Hallanger 1973]
|
Traduction française | aîné [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
|
| plus âgé ¶ meilleur, supérieur, plus important [Abinal 1888]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
zoky
zokiko
zokinao
zokiny
zokintsika
zokinay
zokinareo
zokin'
zokin-
zokim-
| |
-joky
-jokiko
-jokinao
-jokiny
-jokintsika
-jokinay
-jokinareo
-jokin'
-jokin-
-jokim-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
zandry |
Citations |
Toponymie |
|
|