|
|
|
|

Entrée1  fizotra
Radical  2 zotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [1.1]
Explications en français  5 processus; déroulement [1.13]
Exemples  6  Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra [2.245#]
7  Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna [2.445#]
Tous les mots composés  8 fizotry ny fanandramana

Mis à jour le 2025/11/17