Entrée zotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany
¶ Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [Rajemisa 1985]
 ny aleha ny-hitsy [SLP 1986]
Traduction française direction [SLP 1986]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31