| Entrée | 1 foanana |
| Radical | 2 foana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be abolished, to be brought to naught [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle [1.8] |
| Exemples |
7 Valin' ny natao tsy azo foanana.
[2.296#]
8 Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 13 anafano, 14 anofana, 15 foanana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|