| Entrée | 1 foana | 
| Partie du discours | 2 adjectif ou adverbe | 
| Explications en malgache | 3   Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   empty, void [1.2, 1.7] 5 vain freely, foolishly, uselessly [1.2] | 
| Explications en français | 6   vide [1.3#177, 1.8] 7 vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu sans but, inutilement [1.3#177] | 
| Exemples | 8   Mihomehimehy foana ialahy!
[2.117] 9 Miherikerika foana teo izy. [2.470] 10 Aza atao fotsy volo mitazam-poana. [2.69] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 23 31 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 24 lany, jifa, majifa, fongana, tapitra | 
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 26 afano, 27 afona, 28 fanao, 29 fanoa, 30 foana, 31 ofana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |