Entrée fodiana (ody)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika
Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [1.1]
Explications en anglais A returning ; a pretense [1.7]
Explications en français Là où l’on retourne, domicile où l’on revient habituellement
Le retour, là où l’on revient, chez qui l’on retourne, l’action de faire semblant de, de devenir, de changer [1.3]
 Lieu où l'on retourne, action de retourner [1.8]
Exemples 
1Mbola voatery hanela ny fodiana ny Governoran' Ambositra. [2.270]
2Tsy maintsy nomaniko koa ny fodiana, na ho afaka na tsy ho afaka. [2.356]
Proverbes 

Entrée fodiana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] Fitokanana [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/02/16