| Entrée | 1 fohina |
| Radical | 2 foka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando.
5 Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana. 6 Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be inhaled; to be absorbed.
[1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 fanohy, 15 fohany, 16 fohina, 17 hifona, 18 hinofa |
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|