Entrée fohy fiainana (fohy, fiainana)
Partie du discours nom
Définition malgache 1. tsy ampy halavana araka izay ilana azy amin' ny asany, ka tonga kely ezaka; mora mialo toy ny tafaforana na ny vimiaina izany
¶ 2. fohy andro [Randzavola: Baiboly]
Définition française qui a peu d'air pour respirer, qui respire difficilement; qui a la vie courte
¶ qui ne va pas loin, pas solide: Fohy fiainana ity trano ity (Cette maison n'est pas solide) [Abinal 1888]

2014/02/04