Entrée foitra ivoho (foitra, voho)
Partie du discours locution
Définition malgache foitra any an-damosina, zavatra tsy mety hisy, tsy azo heverina: Foitra ivoho izany, Rangahy ity
¶ Gisa mainty [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ivoho, behind.] An impossibility. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2009/11/07