|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ivoho
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  voho
Morphologie 
4  Simple :
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
Tous les mots composés  8  13 mots contenant ivoho
Explications en malgache  9  [1.1] Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato
Explications en anglais  10  [1.7] behind, on the back side
Explications en français  11  [1.3, 1.8] par derrière
12  [1.8] derrière, au dos, au revers
Exemples  13  [2.472] Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho.
14  [2.895] fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo.
15  [2.895] Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava;

Entrée (2/2)16  ivoho
Partie du discours  17  nom
Radical  18  voho
Explications en français  19  [1.13] réciproque
Vocabulaire  20  Mathématiques: algèbre

Anagrammes  21  ivoho, ovohy

Mis à jour le 2025/08/10