|
|
|
|

Entrée1 folo-tao-maty
Mots élémentaires  2folo, 3taona, 4maty
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  6 enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1#380]
7 ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1#927]
Vocabulaire  8 Temps

Mis à jour le 2025/09/12