Entrée fon' ny mpanefy (fo, tefy)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-manondro ny olona saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin' ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a quick temper [Hallanger 1973]
Définition française (lit. coeur de forgeron), qui se fâche facilement [Hallanger 1974]
Citations 

Mis à jour le 2012/06/20