Entrée fo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the heart (physical) [Richardson 1885]
   the heart [Hallanger 1973]
Définition française   coeur [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
   intérieur, moelle de certaines plantes [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Morphologie  
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot fo (1): Ambohipo

Entrée fo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [Richardson 1885]
Définition française   volonté, courage, désir, intention [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Entrée fo
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition anglaise   [Provincial] foana [Richardson 1885]

Entrée fo~
Partie du discours   préfixe [Mots avec fo~]
Définition malgache   Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), [Rajemisa 1985]
Définition française   préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), forofotra ( rofotra) [Rajemisa: Grammaire]

2017/06/29