Entrée fotafota
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin' ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin' ny tena na amin' ny manodidina ny tena. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   slaver, spittle. Generally used of such as is produced in anger or from eating voraciously. [Richardson 1885]
Dérivations  

Mis à jour le 2011/04/02