Entrée mifotafota (fotafota)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza olona manao fihinan' ankizy ka mihosina sy mitavana menaka ny tanana sy ny vava [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to slaver, to foam, to rave. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifotafota
nifotafota
hifotafota
mifotafotà

Entrée mifotafotà (fotafota)
Partie du discours impératif du verbe actif mifotafota [liste complète]
Définition anglaise  [Richardson 1885]

2012/08/04