Entrée | 1 fototeny |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 fototra, teny |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka" |
Explications en anglais |
7 [1.2] (foto-teny) root of a word, etymology. 8 [1.7] (foto-teny) the theme or root of a word |
Explications en français |
9 [1.8] la racine d'un mot 10 [1.13] radical |
Exemples |
11 [2.245] alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. 12 [2.606] Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. |
Vocabulaire |
13 Linguistique |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |