Entrée fotroaka
Partie du discours nom
Définition malgache Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
¶ Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Richardson 1885]
Dérivations 

Entrée fotroaka
Partie du discours nom
Définition française  [Betsimisaraka] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

2019/02/15