|
|
|
|

Entrée1 mifotroaka
Radical  2fotroaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany
Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka
[1.1]
Explications en anglais  5 to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. [1.2]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
9 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12